Wayan est issu d'une famille de p cheurs. Dans son village, la mer a depuis toujours t la source de nourriture. Mais un jour, cet quilibre se trouve boulevers . Wayan trouvera-t-il un moyen de sauver le village ? Wayan et le Roi Tortue a pour objectif l' ducation l'environnement. Ce livre enseigne aux enfants quel impact leurs choix peuvent avoir sur l'environnement. Il contient galement des activit s.
Taranaka mpanjono i Wayan. Ho an'ny olona ao an-tan nany dia ny ranomasina no loharanon-tsakafo efa hatry ny ela. Indray andro anefa, nikorontana ny fiainan'izy ireo. Hahita fomba hanavotana ny tan na ve i Wayan? Ny tanjon'ny boky « Wayan sy ilay Mpanjaka Sokatra dia ny fanabeazana ny olona amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. Ity boky ity dia mampianatra ny ankizy izay mety ho vokatry ny safidy ataony manoloana ny tontolo iainana. Misy asa fampiharana ihany koa ato anatin'izy ity.